Any Ivelany

NICOLAS SARKOZY MIATO ANDRO VITSY NY FANADIHADIANA


  • Talata 24 Novambra 2020

Miato ny raharaha fanenjehana ny Filoha Frantsay teo aloha Nicolas Sarkozy izay nanomboka omaly alatsinainy.

 

Ny raharaha antsoina hoe: “écoutes” izay nisy ifandraisany tamin’ny famatsiam-bola Libianina nahiana ho nisy kolikoly lehibe tamin’ny fifidianana filoha ny 2007 no hanenjehana azy, raha nangingina teo aloha. Nanapa-kevitra ny hampanao fanadihadiana ara-pahasalamana an’ilay mpitsara teo aloha Gilbert Azibert 73 taona isan’ny tafiditra ao anatin’ny raharaha ny tribonaly, ka ny alakamisy izao vao mety hotohizana ny raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT