Any Ivelany

NEYMAR JR MIKARAKARA FETIN’NY FARAN’NY TAONA GOAVANA


  • Talata 29 Desambra 2020

Miteraka resabe any Brésil ny fihetsik’i Neymar. Mikarakara fety goavana any

Mangaratiba misy ny tanànany raitra dia raitra, 130 km miala an’I Rio de Janeiro izy ny faran’ny taona, hanasana olona am-polony maro na ao anatin’ny onja faharoan’ny covid-19 aza ka misy ny manakiana. Nambaran’ny mpamakafaka an-gazetin’ny O Globo dia Ancelmo Goes aza, fa handray olona 500 i Neymar mandritra ny alin’ny faran’ny taona. Mba hialana amin’ny fanelingelenana azy moa, dia any amin’io fonenany Villa tena raitra azy izy no maka saina satria somary nalahelo amin’ny nanesoran’ny PSG ny mpanazatra Thomas Tuchel, isan’ny antony nisitahany kely. Maro amin’ireo hasainy no olo-malaza, ka alaina avokoa ny finday rehefa tafiditra mba tsy hiporitsahan’ny vaovao amin’ny mpanao gazety, hoy Léos

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT