Any Ivelany

NEKEN’NY KONGRESY I BIDEN NANAIKY HIALA I DONALD TRUMP


  • Zoma 08 Janoary 2021

Lany Filoham-pirenena Amerikana i Joe Biden araka ny vokatra ofisialy

 

navoakan'ny Kôngresy omaly maraina, rehefa tsy tanteraka ny alarobia teo vokatry ny sakoroka. Ny Filoha lefitra Repoblikana, Mike Pence no namoaka ny vokatra ofisialy farany ka 306 no vato azon'i Joe Biden raha toa ka 232 ny an'i Donald Trump. Ny 20 Janoary izao no hanao ny fihanihanana i Joe Biden, filoha faha-46 hitondra an'i Etazonia. Nanaiky ny hanapitra ny taom-piasany i Donald Trump, saingy tsy manaiky velively hoe resy, fa kosa tsy te ho fototry ny ra mandriaka sy korontana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT