Any Ivelany

NEKEN’NY FMI NY TOHANA 1,6 MILIARA DOLARA


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

Nankatoavin'ny filankevi-pitantanan'ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena na ny FMI

 

 

ny famoaham-bola 1,6 miliara dolara ho an'i Égype. Nambaran'ny FMI fa nahomby ny fitantanan'i Égypte ny coronavirus sy fiantraikany ara-toekarena. Tapany faharoa amin'ny fanampiana avy amin'ny FMI ho an-dry zareo Ejiptianina io.Malefaka noho ny niheverana azy ny fiantraikany ara-toekarena, ary miakatra 3,5% ny harin-karena faobe izay tsy fahita firy amin’ny tany mandalo krizy ara-pahasalamana. Dingana voalohany iny, fa 5,2 miliara dolara no haben’ny tetikasa, ary ny setriny andrasan’ny FMI, dia fihatsarana ara-toekarena miainga avy amin’ny Governemanta Ejiptianina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT