Any Ivelany

NAMONO AN’I SAMUEL PATY VOALEVINA I ABDOULLAKH ANZOROV


  • Talata 08 Desambra 2020

Nalevina ny alahady lasa teo tany Chalaji any Thécthénie any amin’ny Repoblika

 

Russe tanindrazany i Abdoullakh Anzorov. Izy ilay tovolahy vao 18 taona monja namono an’i Samuel Paty, mpampianatra Frantsay nampiseho ny sary hitatry ny Mpaminany Mahomet tamin’ny fampianarana momba ny fahalalahana maneho hevitra nataony, niteraka ny famonoana azy ny 16 oktobra. Olona 200 no voalaza fa nandevina azy, ary noventesina ny hira Tchétchéne. Ankoatra ireo dia nisy polisy 60 ihany koa nitandro ny filaminana. Somary nafenina sy tsy noresahina ity resaka ity, ary omaly vao nivoaka tamin’ny tranonkala.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT