Any Ivelany

MPISOLOVAVA AN’I TRUMP TRATRY NY COVID-19 I RUDY GIULIANI


  • Talata 08 Desambra 2020

Voan’ny covid-19 I Rudy Giuliani mpisolovava akaiky sy olona mahatokin’i Donald Trump.

 

 76 taona izy amin’izao fotoana izao. “Voa ilay ben’ny tanàna mendrika indrindra teo amin’ny tantaran’I New York, tsy nitandro hasasarana tamin’ny ady eo anatrehan’ny fifidianana izay nanjakan’ny kolikoly be indrindra. Sitràna haingana ianao Rudy, hanohy isika”, hoy I Trump. Lasibatra hatrany I Etazonia hatreto, izay 230 000 isan’andro eo eo ny olona voan’ny covid-19 vaovao isan’andro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT