Any Ivelany

Mpifindra monina sy mpitsoa-ponenana Etiopia sy Venezoela no mitazona ny lohalaharana


  • Alakamisy 20 Jona 2019

Nahatratra 70,8 tapitrisa ny isan`ny olona nifindra monina maneran-tany vokatry ny ady sy fanenjehana samihafa araka ny tarehimarika nivoaka tamin`ny taona 2018 avy amin`ny Firenena Mikambana (ONU).

 

Namoaka ny tatitra fanaony isan-taona ny kaomisaria ambony misahana ny fifindra-monina  eo anivon`ny ONU (HACR) ka nivoitra tao ny isan`ny fitombon`ny mpifindra monina sy mpitsoa-ponenana tamin`ny taona 2018. Ny fifindramonina anatiny no tena voakasika, indrindra tany Etiopia. Eo ihany koa ny fangatahana fialokalofana ataon`ny vahoaka venezoelianina manoloana ny krizy politika sy toekarena ankehitriny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT