Any Ivelany

Mpifindra monina Ireo tany miady no tena ahitana izany


  • Zoma 21 Jona 2019

Tombanana any amin’ny 75 tapitrisa ny isan’ny olona nifindra monina na nitsoa-ponenana manerantany, nandritra iny taona 2018,

 

 

 noho ny antony samihafa toy ny fahantrana, ady an-trano, araka ny tatitra nataon’ny Kaomisaria Ambony misahana ny mpifindra monina. Avy any Syrie, Afghanistan, Soudan, Birmanie ary Somalie ny iray ampahatelon’ireo mpitsoa-ponenana ireo. Turquie, Pakistan ary Ouganda no firenena telo voalohany mampiantrano mpitsoa-ponenana be indrindra tamin’iny taona 2018 iny.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT