Any Ivelany

MPANEFOEFO ZIMBABOEANINA STRIVE MASIYIWA LASA MPITANTANA AO AMIN’NY NETFLIX


  • Talata 22 Desambra 2020

Niorim-ponenana any Londres ilay mpanefoefo voalohany Zimbaboenina Strive

 

Masiyiwa noho izy voatendry mpikamban’ny Filankevi-pitantanan’ny Netfix, izay sehatra sy orinasa mirona betsaka amin’ny tontolon’ny “video”, izay efa 190 tapitrisa ny manjifa azy amin’izao fotoana izao. Antony nisafidianan’ny Netfix orinasa Amerikanina azy ny hanamafisana ny toeran’io aty amin’ny Kaontinanta Afrikanina. Mandavaka tsena maro rahateo ny Netfilx, ka isan’ny ezahana velarina ny aty Afrika. Ity teratany Zimbaboenina ity no namorona ny Econet, izay vondrona tambajotran-tserasera isan’ny nahazo vahana sy matanjaka maneran-tany. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT