Any Ivelany

MPANEFOEFO AMERIKANINA NIFINDRA ANY AMIN’I BIDEN I MARRY BARRA


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Iray amin’ireo mpandraharaha mpanefoefo nanohana an’i Donald Trump Marry Barra tompon’ny orinasa matanjaka General Motors.

 Manomboka mitsimbadika ny rasa noho ny zava-misy, ary nanao fanambarana ny tenany fa manohana ny vinan’i Joe Biden mikasika ny famokarana fiara elektrika. Efa manery an-kolaka an’i Joe Biden amin’ny tohana ara-toekarena sahady ireo mpandraharaha goavana, izay maro no niarahaba azy toa ny Tale Jeneralin’ny United Airlines Scott Kirby; ny mpiara-manorina ny orinasa Blackstone Steve Schwartzman izay tena nanohana sady mpanolontsain’i Donald Trump saingy nandresy lahatra azy hanaiky faharesena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT