Any Ivelany

MONTSANA NY “RECORD” 993 NO MATY TANY ITALIE OMALY


  • Zoma 04 Desambra 2020

Montsana ihany koa ny isa ambony indrindra na ny “record” tany Italie tao anatin’ny 24 ora,

 

araka ny vaovao ofisialy omaly.  Nahatratra 993 no indray maty tao anatin’ny iray andro, raha toa ka ny tamin’ny 27 martsa teo amin’ny 963 no isa ambony indrindra teo aloha. Nahatratra 347 ny maty tany Lombardie isan’ny faritra lasibatra indrindra. Na izany aza nihena kely ny tranga satria 23 225 ny alarobia, ary 20 709 kosa omaly. 684 kosa tamin’ny alatrobia teo no maty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT