Any Ivelany

Mohammed VI-Mpanjakan’i Maraoka Feno 20 taona nitondrana


  • Alarobia 31 Jolay 2019

Nanamarika ny faha-20 taona nitondrany ny satroboninahiny ny mpanjaka Mohammed VI omaly.

 I Maraoka ankehitriny no azo ambara fa firenena fitaratra ara-toekarena aty Afrika tao anatin`izay 20 taona izay. Maro ireo fotodrafitrasa naoriny tamin`ity firenena ity. Teo ihany koa ireo indostria goavana any amin`ireo toeram-panamboarana fiara sy fitaovana momba ny any anaty rano (aeronautique) ary famokarana herinaratra amin`ny alalan`ny angovo azo havaozina. Azo faritana eo amin`ny 4, 5% ny tahan’ny fitomboan`ny harinkarena faobe raha ny voafaritra. Manjaka anefa ny tsy fitoviana satria mivangongo amin`irre renivohitra ihany ireo faritra manankarena ary marefo ireo mponina lavitry ny renivohitra.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT