Any Ivelany

Mohamed Salah


  • Talata 29 Mey 2018

Nisento tokana ny Ejypsiana raha nandre avy amin’ireo mpitsabo manara-maso akaiky ny fahasalaman’ilay kintan’ny baolina kitra any aminy,

 Mohamed Salah, taorian’ny ratra nahazo azy tamin’ny fihaonan’ny Liverpool hilalaovany sy ny Real Madrid misy an-dRamos nifampisintona an-kianja taminy toy ny nanao “catch” fa 3 herinandro ny lehilahy no tsy afaka miakatra kianja noho ny ratra nahazo azy teo amin’ny sorony. Midika izany fa afaka hiatrika ny Mondial any Rosia miaraka amin’ny Faraon’i Egypte ny lehilahy. Hanao izay tratry ny heriko aho, hoy i Salah, hahazoako mandeha any Rosia ka hanome fahafaham-po ny mpankafy ahy. Araka ny kajikajy natao dia mety hifanena any amin’ny 1/8-ndalan’ity fifaninanana ity indray i Salah sy Ramos.

 

 

 

 

Seleçao Breziliana

Ny firafitry ny Seleçao Brezialiana tarihan’i Tite hiatrika ny Mondial Russie 2018

Mpiandry harato : Alisson (AS Roma, ITA), Ederson (Manchester City, ANG), Ramos Cassio (Corinthians, BRE)

Vodilaharana : Danilo (Manchester City, ENG), Fagner (Corinthians, BRA), Marcelo (Real Madrid, ESP), Filipe Luis (Atletico Madrid, ESP), Thiago Silva (PSG, FRA), Marquinhos (PSG, FRA), Miranda (Inter Milan, ITA), Geromel (Gremio, BRA)

Irakiraka : Casemiro (Real Madrid, ESP), Paulinho (Barça, ESP), Renato Augusto (Beijing Guoan, CHI), Philippe Coutinho (Barça, ESP), Fernandinho (Manchester City, ENG), Fred (Shakhtar, UKR), Willian (Chelsea, ANG)

Lohalaharana : Taison (Shakhtar, UKR), Neymar (PSG, FRA), Gabriel Jesus (Manchester City, ANG), Roberto Firmino (Liverpool, ANG), Douglas Costa (Juventus, ITA)

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT