Any Ivelany

MINISITRA FRANTSAY SÉBASTIEN LECORNU HADIHADIANA NOHO NY TOMBOTSOA TSY ARA-DRARINY


  • Alakamisy 14 Janoary 2021

Tratry ny fanadihadiana ara-pitsarana ny Minisitra Frantsay Sébastien Lecornu any amin’ny Outre-Mer.

Ny Tribonaly ara-bola no miantsoroka izany, ary resaka fakana tombotsoa tsy ara-drariny fony izy Filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Departemantan’i Eure sady mbola nitana andraikitra “administrateur” tamin’ny fanaovana “autoroutes” Paris-Normandie no antony. Efa hatramin’ny martsa 2019 no efa nisy fanadihadiana nisokatra momba azy nataon’ny mpanara-maso ny fiainana ara-politika sy ny lafiny mangarahara. Efa natolotra ny sampana misahana ny kolikoly sy ny heloka ara-bola ny raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT