Midongy Atsimo

Zandary 3 maty navadiky ny lakana


  • Alatsinainy 18 Martsa 2024

Zandary miisa 3 no namoy ny ainy rehefa avy nanao fisafoana tao

Fasikendry Soabikany distrikan’i Midongy Atsimo ny takarivan’ny zoma lasa teo, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Nitsaka tamin’ny lakana tamin’ny ranon’Itomampy izy ireo, saingy tratry ny tsio-drivotra mafy ka nivadika ny lakana. Vokany, natelin’ny rano niaraka tamin’ny basiny izy ireo. Ilay mpitondra lakana no hita voalohany, ka avotra rehefa novelomina, raha toa ka samy namoy ny ainy avokoa ireo mpitandro ny filaminana 3 mirahalahy, dia i Sefo Fidèle, Florent, ary Tris. Ny marainan’ny sabotsy mantsy vao hita ny razana niaraka tamin’ny basy teny an-tratran’izy ireo, raha ny vaovao avy tany an-toerana hatrany.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT