Any Ivelany

MIARAMILA 4 MATY TANY MALI MISAONA I CÔTE D’IVOIRE


  • Zoma 15 Janoary 2021

Tafiakatra 4 ireo miaramila Ivorianina ao anatin’ny tafika misatroka mangan’ny

 

Firenena mikambana maty tany Mali vokatry ny fipoahan’ny fiara nitondra azy ireo vokatry ny vanja milevina ny alarobia teo. 3 no maty ny androtry ny loza, ary niampy iray izany omaly. Ireo ny miaramila Ivorianina ao anatin’ny tafika misatro-manga maty tany Mali, izay efa hatry ny 2013 no napetraka any hametraka ny filaminana. Ao anatin’ny fisaonam-pirenena ny any Côte d’Ivoire.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT