Any Ivelany

MESUT ÖZIL HILALAO AO AMIN’NY FENERBAHÇE


  • Alatsinainy 18 Janoary 2021

Nanamafy tamina antso an-tariby nataon’ny fahitalavitra Tiorka NTV azy ny

hilalaovany ao amin’ny Fenerbahçe ilay mpilalao Alema manana fihaviana Tiorka Mesut Özil. “ Tena faly aho. Neken’Andriamanitra ny hitondrako ny fanamian’ny Fenerbahçe. Hoentiko am-pireharehana ary hanome ny rehetra avy amiko ho an’ny ekipa aho”, hoy I Özil. Isan’ireo mpilalao nikarama be tao amin’ny Arsenal, eo amin’ny 20 tapitrisa euros isan-taona izy, saingy tsy nahazo lalao sy nailiky ny Gunners tao anatin’ireo niatrika ity taom-pilalaovana ity

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT