Any Ivelany

Masoivoho Frantsay Miantso ireo Frantsay eto Madagasikara mba ho mailo


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Miantso ireo fiarahamonina Frantsay eto Madagasikara ny masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara mba ho mailo manoloana ny mety ho fiantraikan’ny asa fampihorohoroana mitranga any amin’ity firenena ity ankehitriny.

 

 Mampanahy ny mety ho tohin’ireo fampihorohoroana nitranga faramparany tao Conflans-Sainte-Honorine sy Nice ary Djeddah teo, hoy ny fanazavana. Fanapahan-kevitra noraisin’ity ambasady ity sy ny masoivohony, noho izany, ny fiaraha-miasa amin’ireo manampahefana eto an-toerana hiarovana ireo toeram-panjakana misy ifandraisany akaiky amin’ny firenena frantsay. Miantso fahamailoana sy mampitandrina ny eto Madagasikara koa, araka izany, ny frantsay. . Efa misy fepetra noraisin` ny ambasady sy ny kaonsily jeneraly izay iarahana amin` ny tompon’andraikitra eto an-toerana amin`ny fiarovana ireo tranom-panjakana frantsay eto amintsika, hoy hatrany ny fampitam-baovao.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT