Any Ivelany

MARCUS RASHFORD MIADY MAFY AMIN’NY FAHANTRANA


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Ankoatry ny lazany eny ambony kianja, dia voasokajy ho olon’ny ady amin’ny tsy

 

fitoviana ilay mpilalao baolina kitra Marcus Rashford ao anatin’ny Kliban’ny Manchester United. Manao ny ainy tsy ho zavatra amin’ny ady amin’ny fahantrana, ka ankizy 1,3 tapitrisa (15% amin’ny mianatra) no efa voavatsiny sakafo maimaimpoana. Isan’ny namoaka 400 tapitrisa livres amin’ny anaran’ny tenany manokana ny Praiminisitra noho ny finiavan’I Marcus Rashford. Hahazo fankasitrahana avy amin’ny BBC ihany koa izy ny 20 desambra izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT