Any Ivelany

MANCHESTER UNITED NAVOTAN’I EDINSON CAVANI


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Navotan’i Edinson Cavani ny Manchester United omaly alahady tamin’ny

 

 

fifandrinana teo amin’ity kliobany ity sy ny Southampton, tafiditra tao anatin’ny fifaninanan’ny Premier ligue any Angleterre. Nitarika tamin’ny isa 2-0 ny mpifanandrina taminy teo amin’ny fizaram-potoana voalohany. Nampidirina i Cavani teo amin’ny minitra faha-46 ka nahavita nanome ny tolotra nahatafidirana baolina iray teo amin’ny minitra faha-60. Nahafaty baolina izy teo amin’ny minisitra faha-74 sy faha-92, ka nivoaka nandresy 3-2. Mbola laharana faha-7 hatreto ny Manchester United. Namiratra ity mpilalaon’ny PSG teo aloha ity. Io Klioba Frantsay io, izay voatazon’ny Girondins de Bordeaux 2-2 tao amin’ny kianjan’ny Parc des Princes ny alahady teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT