Any Ivelany

MALI OLONA 3 NOSAMBORIN’NY FAHEFANA TETEZAMITA


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Namoaka didim-panjakana amin’ny fampiharana ny Fanjakana anaty hamehana ny

 

 

Fitondrana tetezamita any Mali ny faran’ny herinandro teo noho ny loza mandindon’ny covid-19, fa eo ihany koa ahiahiana asa fampihorohoroana. Voasembatsembana ny resaka fampahalalam-baovao. Olona 3 no efa nosamborina, dia mpamakafaka fanta-daza amina radio iray dia i Mohammed Youssof Bathily, Vital Robert Diop Talen’ny PMU any Mali, ary mpitantana ara-bolan’ny Agefau sampan-draharaham-panjakana miantoka ny fisitrahana ny fifandraisan-davitra Souhahebou Coulibaly. Voalaza fa tsy ara-pitsarana ny fisamborana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT