Any Ivelany

MALI NOTIFIRIN’NY AQMI NY TOBIN’NY FRANTSAY


  • Talata 01 Desambra 2020

Tanàn-dehibe telo any Mali misy ny tobim-pahamaran’ny tafika Frantsay amin’ny

 

Opération Barkhane no notifirin’ny Aqmi (Al-quaïda au Magrhreb Islamique) tamin’ny alalan’ny “roquette” omaly alatsinainy maraina, dia tany Kidal, Gao, ary Ménaka,… Nilaza ny Frantsay fa tsy nisy fiantraikany firy izany, fa ara-materialy no nisy voa kely. Teo akaiky fa tsy tena nokendrena no voa, tsy nisy ny maty,... Ny toby ifampizaran’ny Barkhane amin’ny Firenena Mikambana no misy voa, ary voalaza fa mbola ao anatin’ny tombana. Mihalalina ny fifanandrinan’ny Frantsay sy ny mpampihorohoro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT