Any Ivelany

Mali Mitovy ny herisetra tany Sobane sy Koro


  • Alakamisy 20 Jona 2019

Nambaran` ny lehiben` ny fampanoavana ny asa fampihorohorona tany mali, Atoa Boubacar Sidiki Samake,

 

 

 fa misy itovizana trangana herisetra tany Sobane sy fanafihana niseho ny alatsinainy teo tany Koro. Nisy ny fidianana ifotony nataon` ity mpampanoa lalàna malianina tany amin` ny tanan` I Sobane, Nanoavany fanadihadiana amin` ny rà mandriaka tamin` ny 9 jona lasa teo. Tsy mbola misy hatreto ny fehin-kevitra navoakany niaraka tamin` ireo ekipa mpanao fanaidhadiana nandritra izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT