Any Ivelany

MALI MIARAMILA FRANTSAY 3 MATY


  • Talata 29 Desambra 2020


 

Miaramila Frantsay miisa 3 manao iraka any Mali no maty omaly alatsinainy. Nipoaka ny fiara tsy laitram-bala nitondra azy ireo ny fisiana “engin explosif” Tany amin’ny faritry Hombory no nisehoan’izany, hoy ny avy ao amin’ny Lapan’I Elysée. Miaramila avy amin’ny Rezimanta voalohan’ny Chasseurs de Thierville-sur-Meuse (Meuse) izy ireo, izay nampiakatra ho 47 ny isan’ny miaramila Frantsay maty tamin’ny « opération Serval » sy “operation Barkhane”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT