Any Ivelany

MALI MIARAMILA FRANTSAY 2 INDRAY NO MATY


  • Alatsinainy 04 Janoary 2021

Miramila Frantsay 2 avy amin’ny Rezimantan’ny Husssards de Haguenau indray

 

 

no namoy ny ainy tany Mali ny sabotsy 2 janoary lasa teo. Toy ilay nahafatesana miaramila Frantsay telo ny herinandro lasa teo ihany no nitranga satria nisy nikendry tamin’ny baomba tsy nampoizina ny fiara nitondra azy ireo, raha saika handeha hanao iraka fakana vaovao tany amin’ny faritr’i Ménaka. I Yvonne Huynh 33 taona, izay miaramila vehivavy maty voalohany tamin’ny iraka Serval any Sahel efa nanomboka ny 2013 ny iray, ary Loïc Risser izay vao 24 taona ny iray.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT