Any Ivelany

LOUJAIN AL-HATHLOUL NOHELOHIN’NY FITSARANA SAODIANINA


  • Talata 29 Desambra 2020

Nohelohin’ny Fitsarana Saodianina higadra 5 taona sy 8 volana i Loujain al-Hathloul,

 

 ka ny roa taona sy 10 volana amin’io no sazy mihantona. Mpitolona momba ny zon’olombelona sy ny zon’ny vehivavy izy. Voasaringotra ho ao anatin’ny vondrona mpampihorohoro na mifandray amin’izany. Nosamborina ny mey 2018, ka hivoaka afaka volana vitsy satria mikaonty amin’ny sazy ny fotoana nitazonana azy. Niantso ny hanafoanana ny sazy sy hamotsorana azy ny Fanjakana Frantsay omaly, tamin’ny alalan’ny Minisiteran’ny raharaham-bahininy. Isan’ireo olona 100 mahatarika sy mahasarika olona betsaka indrindra any Arabie Saoudite i Loujain al-Hathloul, izay vao 31 taona.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT