Any Ivelany

LIONEL MESSI VOLABE 555 TAPITRISA EUROS NO AZONY NY 2017-2021


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Nambaran’ny Gazety Espagnol El Mundo omaly 31 janoary, fa nahatratra 555 237

 

619 euros ny vola raisin’i Lionnel Messi ny novambra 2017 hatramin’ny jona 2021 fotoana hifanaranan’ny fifarahany amin’ny FC Barcelone. 138 tapitrisa euros isaky ny taom-pilalaovana izany. Lasa adihevitra be any Espagne io vola raisiny io, ary voalaza ho isan’ny mampikorosy fahana ara-bola ny FC Barcelone. Malaza fa ho any amin’ny PSG i Messi.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT