Any Ivelany

LIGUES DES CHAMPIONS RARAKA NY STADE RENNAIS


  • Alakamisy 26 Novambra 2020

Raraka tsy afaka hiatrika ny dingana manaraka amin’ny fifanintsanan’ny Ligue

 

des champions ny Stade Rennais na ny Rennes klioba Frantsay, taorian’ny faharesena 2-1 azony nanoloana an’i Chelsea ny alin’ny talata teo. I Olivier Giroud teratany Frantsay no namono ny baolina faharoa nitondra an’i Chelsea any amin’ny dingana manaraka miaraka amin’i Séville izay samy hiatrika ny ampahafalon-dàlan’ity fifaninana Eoropeanina ity. Marihina fa ny Rennes no klioba nilalaovan’ily Malagasy Jeremy Morel taorian’ny nialany tao amin’ny Olympique de Lyon. Nifindra tany amin’ny Lorient izy taorian’ny Rennes.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT