Any Ivelany

LIGUE DES CHAMPIONS VEHIVAVY HITSARA VOALOHANY I STEPHANIE FRAPPART


  • Talata 01 Desambra 2020

Ilay teratany Frantsay vehivavy Stéphanie Frappart no notendren’ny UEFA

 

hitantana ny lalaon’ny Juventus de Turin sy ny Dynamo Kiev, tafiditra ao anatin’ny lalao isam-bondron’ny Ligue des champions any Eoropa. Izy no vehivavy voalohany hiantsoroka ny fitsarana lalao amin’ity fifaninana kaontinantaly isan’ny goavana indrindra any Eoropa ity, raha toa ka efa misy ny fifaninana sasany izay tsy olana ny mametraka vehivavy hitsara ny lalao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT