Any Ivelany

LIGUE DES CHAMPIONS RESY 2-1 TAO AN-TANINY NY PSG


  • Alakamisy 29 Aprily 2021

Resy tamin’ny isa 2-1 tao amin’ny Parc des Princes ny Paris Saint-Gérmain omaly nanoloana ny Manchester City

ho an’ny lalao manasa-dàlana mandroson’ny Ligue des champions. Ny mpampiantrano anefa no nanokatra ny isa tamin’ny alalan’I Marquinhos teo amin’ny minitrafa faha-15. Voasahalan’I Kevin D. Bryne de amin’ny minitra faha-64, ary mbola nahafaty iray ihany koa I Ryiad Mahrez teo amin’ny minisitra faha-71. Mbola nilalao 10 ihany koa ny PSG nanomboka teo amin’ny minitra faha-78 rehefa nahazo karatra mena I Idrissa Guye

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT