Any Ivelany

LIGUE DES CHAMPIONS ¼-DALANA REAL≠CHELSEA; PSG≠MANCHESTER CITY


  • Alakamisy 15 Aprily 2021

Tafiakatra any amin’ny dingana manasa-dàlan’ny Ligues des champions ny Real de Madrid.

 

 Voatazon’izy ireo ady sahala 0-0 tao Anfield I Liverpool alina, ka nazava ny làlan-dry Benzema izay efa nandresy 3-1 tany Santiago Bernabeu. Tafita ihany koa ny Manchester City, rehefa nandresy an’I Dortmud 2-1 alina, raha io isa io ihany koa no efa nandreseny tamin’ny lalao mandroso. Ny 27 aprily ny lalao manasa-dàlana, ka PSG hifandona amin’ny Manchester City, ary Real hifampitady amin’I Chelsea. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT