Any Ivelany

Libya Ahiana indray ny ra mandriaka


  • Alakamisy 23 Mey 2019

Manahy ny hisian`ny ady lavareny sy ny ra mandriaka any amin’ity firenena ity ny iraka manokana avy amin`ny Firenena Mikambana, Ghassan Salamè.

 

 Hatramin`ny nisian`ny fanafihana tany Tripoli renivohitra ny 04 aprily lasa teo nataon`ny vondrona tarihan’ny Marechal Khalifa Haftar dia mbola mampanahy ny hoavin`i Libya na dia eo aza ny antson`ny Vondrona iraisam-pirenena hampitsaharana ny disadisa. Resaka politika no mananosarotra amin`ny famahana ny krizy libianina.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT