Any Ivelany

LEE JAE-YOUNG MPANDOVA NY SAMSUNG NOHELOHIN’NY FITSARANA 2 TAONA SY TAPANY


  • Talata 19 Janoary 2021

Nohelohin'ny fitsarana higadra 2 taona sy tapany an-tranomaizina i Lee Jae-yong,


mpandova ny orinasa Koreanina Tatsimo Samsung. Tafiditra amin'ny rahahara kolikoly nampiongana ny Filoha teo aloha Park Geun-hye izay efa nihelohina 20 taona an-tranomaizina izy. Efa nanomboka ny taona 2014 no nitantana io orinasa fanta-daza io i Lee Jae-yong, rehefa nanomboka narary tsy nahatsiaro tena ny rainy izay nodimandry taona 2020 lasa teo. Manana renivola manodidina ny 339 miliara dolara eo ny Samsung.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT