Any Ivelany

LABORATOARA ASTRA ZENEZA HAMOKATRA VAKSINY IHANY KOA


  • Talata 24 Novambra 2020

Taorian’ny Pfizer sy ny Moderna, izay naneho fa 90% ny taham-pahombiazan’ny vaksinin’ny covid-19 novokarin’izy ireo,

 

 dia nanao fanambarana ihany koa ny Laboratoara Astra Zeneca any amin’ny Oniversiten’i Oxford, fa isan’ireo kandida amin’ity vaksiny hiadiana amin’ny covid-19 ity. 70,4% kosa ny azy ireo ny taham-pahombiaza amin’ny ankampobeny. Misy fomba roa anefa nanaovana andrana tamin’ny fampiasana azy io, ka tamin’ny andrana ho an’ny vondrona voalohany dia 62% ny fahombiazana tamin’ny fatra, ary rehefa nahena ho antsasany io fatra io, dia 90% ny taham-pahombiazany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT