Any Ivelany

KRIZIN’NY COVID-9 ANY FRANTSA TEZITRA NY MPIANATRY NY ONIVERSITE


  • Zoma 22 Janoary 2021

Naneho ny fahatezerany noho ny tsy fahafahany mianatra efa ho roa volana ny


mpianatry ny oniversite any Frantsa noho ny covid-19. Mitaky ihany koa ny tombotsoa samihafa tokony ho sitrahany. Nitsidika ny Oniversiten’i Paris-Saclay ny Filoha Emmauel Macron omaly, ary naneho, fa afaka miverina mianatra iray andro isaky ny herinandro izy ireo. Afaka misitraka sakafo in-droa isan’andro amin’ny “Resto U” amin’ny sarany 1euro,... Mikasika ny coronavirus dia 346 ny maty omaly, ary 22 848 ny tranga vaovao

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT