Any Ivelany

KOREA AVARATRA EFA MIOMANA AMIN’NY ADY


  • Alarobia 08 Febroary 2023

Nampahafantatra ny firenen’i Korea avaratra fa hanitatra sy hanamafy ny hetsika ara-tafik’izy ireo.

Efa miomana amin’ny ady mety hitranga manoloana ny fihetsiketsehana ana habakabaka nataon’ny tafik’i Korea atsimo sy Etazonia farany teo izy io rehefa tapaka nandritry ny fivoriana notarihin’ny filoham-pirenena koreanina tavaratra Kim Jong Un, hoy ny fampitam-baovao voaray.

TAKAITRAN’NY HOROHORON-TANY TAO TORKIA
FILAHARAM-BE NY TOERANA FANOMEZAN-DRA
Raha mbola manohy ny fikarohana ireo lasibatra mbola tsy hita vokatry ny horohoron-tany ao an-toerana ireo mpamonjy voina dia ilaharam-be kosa ny toby fanomezan-dra ao Torkia omaly. Naneho firaisankina tanteraka ireo vahoaka tiorka ho voin-kava mahatratra amin’ireo mpiray tanindrazana. Raha ny vaovao vonjimaika voaray omaly atoandro moa dia maherin’ny 5000 isa ireo nindaosin’ny fahafatesana vokatr’ity loza nitranga tany an-toerana ity ary saika voa mafy ireo toera-manan-tantara sy kanto ao an-toerana.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT