Any Ivelany

KONGRESY AMERIKANINA MBOLA VOAFIDY I NANCY PELOSI


  • Zoma 20 Novambra 2020

Mbola voafidy ho Filohan’ny “chamber des représentants” any Etazonia indray i

 

Nancy Pelosi, isan’ny mpanohitra voalohany an’I Donald Trump. Voasokajy ho olona goavana ara-politika fahatelo, aorian’ny Filoha sy ny Filoha lefitra ny toerana misy azy. Isan’ireo niketrika mafy ny fanonganana an’I Donald Trump niainga avy tao amin’ny Kongresy Amerikanina I Nancy Pelosi. 80 taona izy, efa hatramin’ny taona 2002 izy no mpitarika ny Vondron’ny Demokraty tao amin’ny Kongresy Amerikanina , izay voafidy tany amin’ny distrika faha-12 any Californie sy San Francisco nanomboka ny taona 1987.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT