Any Ivelany

KONGRESY AMERIKANA


  • Alakamisy 11 Martsa 2021

LANY NY DRAFI-PANARENANANA 1900 MILIARA DOLARA Nolanian’ny kongresy Amerikana

 

 

 omaly 10 martsa ny drafi-panarenana na “Plan de relance” novolavolain’ny filoha Joe Biden, izay sokajiana ho fandresena goavana ho azy 50 andro taorian’ny nahatongavany tao amin’ny Maison Blanche io. Loholona 220 no nanaiky, ary 211 no nandà ka demokraty ny iray. 1900 miliara dolara no haompan’ny Amerikana amin’ny fanarenana. Rahampitso dia efa hamoaka didy mampanan-kery  ny filoha Biden ahafahan’ireo very asa misitraka seky 1400 dolara (5 tapitrisa Ar) isan’olona.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT