Any Ivelany

KLIOBAN’NY BENFICA LISBONNE 17 INDRAY TRATRY NY COVID-19


  • Alarobia 20 Janoary 2021


 

Nanao fanambarana ny klioba Portiogey Benfica Lisbonne fa mpikambana 17 ao anatiny no voan’ny covid-19. Miisa 5 amin’ireo no mpilalao, ka isan’izany ilay mpanafika Alema Luca Waldschmidt sy ilay vodilaharana Belza Jan Vertonghen isan’ireo andrin’ny ekipa. Voalaza fa isan’ny voa ny Filohan’ny Klioba Louis Filipe Vieira. Hifandona amin’ny Sporting Braga eo amin’ny 1/2n-dàlan’ny “Coupe de la ligue” izy ireo, saingy mangataka ny hanafoanana ny lalao rehetra ao anatin’ny roa herinandro. ‘

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT