Any Ivelany

KITRA FRANTSAY RESIN’NY AS MONACO NY PSG


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Resin’ny AS Monaco tamin’ny isa 3-2 ny Paris Saint Gérmain (PSG) ny faran’ny herinandro teo,


 fifanandrinana ao anatin’ny fifaninanan’ny Ligue 1 any Frantsa. Efa nitarika tamin’ny isa 2-0 tamin’ny alalan’ny baolina matin’I Mbappé anefa ny PSG, saingy natsimbadiky ry Fabregas ny rasa. Mbola mitarika hatrany amin’ny filaharana kosa ny ekipan’i Paris, izay manana isa 5 ao alohan’i Lille na izany aza. Rahampitso izy ireo no handray indray ny Leipzig ao anatin’ny fifanintsanana isam-bondron’ny Ligue des champions

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT