Kaominin’Ambohimasina

«Inoana fa ho feno hazo ny 70% afaka 5 taona»


  • Alatsinainy 04 Martsa 2024

Vinan’ny fitondram-panjakana ny fanamaitsoana ny tontolo eto Madagasikara,

hoy ny ben’ny tanànan’Ambohimasina, Aimé Rakotoaribesa. Isany ny kaominin’Ambohimasina, hoy izy. Efa nanao ezaka ihany ny kaominina, raha resaka fambolen-kazo. Nividy voan-janakazo nozaraina tamin’ireo mponina nazoto handray anjara tamin’izany izahay ny taona 2022. Nanana fiaraha-miasa tamina fikambanana iray kosa izahay eto amin’ny distrikan’Arivonimamo manontolo nanomboka ny taona 2023. Nozaraina voan-janakazo ny mponina rehetra mihitsy ary manomboka mamboly izany izahay ankehitriny. Inoana fa ho feno hazo ny 70%n’ny kaominin’Ambohimasina afaka 5 taona. Izay no faniriana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT