Any Ivelany

KAOMANDINA VAKSININ’NY COVID-19 MANERY NY VONDRONA EOROPEANINA NY MODERNA


  • Alarobia 18 Novambra 2020

Milaza ny Laboratoara Amerikanina izay Frantsay no mitantana azy, fa mahomby 94,5% ny vaksinin’ny covid-19 hitan’izy ireo.

 Mandresy lahatra sy manao tsindry amin’ny vondrona Eoropeanina hanao kaomandy ao aminy I Stephan’ Bancel Lehiben’ity orinasa malaza ity. Ny volana aogositra dia efa nilaza ny hanao kaomandy 80 tapitrisa “doses” ny Vondrona Eoropeanina, saingy tsy mbola nisy aloha ny Sonia mazava fanamafisana izany. 100 tapitrisa kosa ny kaomandin’I Etazonia, ary mbola miandry ny an’I Canada, Japon, Israel, Royaume-Uni ny Moderna.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT