Any Ivelany

KALACHNIKOV HAMOKATRA BASY AVO LENTA


  • Alarobia 10 Febroary 2021

Nanambara ny Lehiben’ny mpamokatra fitaovaom-piadiana Rosianina dia ny Kalachnikov,

 fa hamokatra basy ho an’ny “génération Z”, izany hoe mety hifandovan’ny taranaky ny zanak’olombelona mifanesy. Hampiasana teknolojia avo lenta kokoa io, ka afaka ny hifandray amin’ny finday, solosaina, ary hisy “compteurs de tirs” izany hoe fanisana ny tifitra, hisy “boussole”, ary afaka hakana sy hitahirizina horonan-tsary. Tombanana ho 1000 euros eo ny vidiny. I Mikhaïl Timofeïevitch Kalachnikov teraka ny 10 novambra 1919 ary maty ny 23 desambra 2013 moa no namorona ny Kalachnikov, ka ny AK-47 no basy isan’ny namono olona betsaka indrindra teto ambonin’ny tany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT