Any Ivelany

JULIARI BATUBARA NOSAMBORINA NOHO NY KOLIKOLY MOMBA NY COVID-19


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Nosamborina omaly alahady ny Minisitry ny raharaha sosialy Indonezianina Juliari

Batubara noho ny fanekena risoriso 1,2 tapitrisa dolara. Nisy ny olona nijoro vavolombelona fa nandray io volabe io avy amina orinasa lehibe roa izay nomena tombondahiny hiantsoroka ny fanampiana ho an’ny olona marefo noho ny covid-19 izy. Tratra tamin’ny fisavana natao azy ny volabe tamin’ny valizy. Natolotra ny sampan-draharaha miantsoroka ny kolikoly avy hatrany izy. “volam-bahoaka io”, hoy ny Filoha Joko Widodo, izay tsy nanaiky lembenana. Minisitra faharoa nosamborina noho ny ahiahina kolikoly ity tratra ity. Ny eto amintsika kosa toa hamafisina ny toeran’ny minisitra ahiana ho nanao kolikoly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT