Any Ivelany

JULIAN ASSANGE TSY HAFINDRA ANY ETAZONIA INDRAY


  • Talata 05 Janoary 2021

Nolavin’ny fitsarana Fitsarana misahana ny heloka bevava any Londres ny

 

fangatahan’ny Amerikanina ny hamindrana an’i Julian Assange any Etazonia, araka ny didy noraisin’ny mpitsara Vanessa Baritser omaly 04 janoary. Isan’ny antony ny hitandrovana ny fahasalamana ara-tsain’ity mpamorona ny tranonkala Wikileaks ity. Tsiahivina hatrany, fa nanomboka ny 2010 no namoahany niaraka tamin’ny mpanao famakafakana ara-tafika tao anatin’ny tafika Amerikanina Chelsea Manning ny antontan-kevitra sy dosie ara-diplomatika saropady sy tsiambaratelo mikasika ny hetsika nataon’ny tafika Amerikanina, toy ny tany Irak sy Afghanistan tao amin’ny Wikileaks.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT