Any Ivelany

JUAN CARLOS MIEZAKA MANDAMIN-DRAHARAHA


  • Talata 08 Desambra 2020

Mangataka ny hanao fanambarana ara-ketra mba handaminana ny raharaha

 

fanenjehana azy ny Mpanjakan’I Espagne teo aloha Juan Carlos. Izy izay voarohirohy amina raharaha famotsiam-bola, fampiasana kaonty amin’ny banky amin’ny anaranon’olon-kafa,… ny tenany. Voalaza fa isan’ny hanaovana fanadihadiana ny kaontina mpandraharaha Meksikanina iray sy ny manamboninahitra Espagnol iray izay ahiana ho mifandraika aminy. Tsiahivina fa ny jona 2014 no naongana I Juan Carlos. Rehefa nisokatra ny dosie momba azy ny aogositra 2020 teo dia nitsoaka any Arabie Saoudite izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT