Any Ivelany

JOE BIDEN NIANTSO FIOMBONANA HO AN’NY AMERIKANINA


  • Alakamisy 21 Janoary 2021

Niantso fiombonana ho an’ny Amerikanina I Joe Biden, Filoha Amerikanina faha-46 tamin’ny fihanianany omaly.

 

Fantatro fa tena misy ny hery mampisaraka antsika izay tena lalina ary zava-misy. Zava-tsarobidy ny demokrasia, marefo ny demokrasia, hoy I Joe Biden. Nanome toky anefa izy fa ho Filohan’ny Amerikanina tsy ankanavaka, ary hampiombona teo anatrehan’ny endrika fivakisana roa. Ao anatin’ny fiombonana no ahafahantsika manao zavatra goavana, hoy ity Filoha Amerikanina vaovao ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT