Any Ivelany

JOE BIDEN NAMERINA AN’I ETAZONIA AO ANATIN’NY OMS


  • Zoma 22 Janoary 2021

Nandray fanapahan-kevitra sy didim-panjakana maro sahady i Joe Biden omaly, ampitson’ny fihanianany.

 

Isan’ny lehibe tamin’izany ny fiverenan’i Etazonia ao anatin’ny Rafitra Iraisam-pirenena momba ny fahasalamana (OMS). Nosokajian’i Donald Trump ho saribakolin’I Chine ny OMS, ary notapahany ny famatsiam-bola. I Etazonia anefa no miantoka ny 20% amin’ny vola mampiodina ny OMS. 400 hatramin’ny 500 tapitrisa dolara ny vola arotsak’i Etazonia ao, raha 40 tapitrisa ny an’ny sinoa, hoy i Donald Trump fony izy Filoha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT