Any Ivelany

JOE BIDEN HANAO FIHANIANANA ANIO


  • Alarobia 20 Janoary 2021

Anio 20 janoary no hianiana i Joe Biden, izay filoha faha-46 hitondra an’I Etazonia,

 

 

miaraka amin’ny Filoha lefitra Kamala Harris. Olana miandry azy ny fahalemena ara-toekaren’i Etazonia satria tombanana hisy fidinany 3,4% amin’ity taona ity. Mahatratra 7% ny tahan’ny tsy fananan’asa, avo roa heny mitaha ny tamin’ny mbola tsy nisy valanaretina. 1900 miliara dolara eo no drafi-panarenana heverin’ny fitondran’I Biden hanohanana ny tokantrano, ny orinasa madinika, hanampiana ara-tsakafo, hanapariahana vaksiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT