Any Ivelany

JOE BIDEN HAMORONA ASA 3 TAPITRISA


  • Alarobia 18 Novambra 2020

Namoaka ireo laharam-pahamehana voalohany I Joe Biden omaly,

 

na mbola tsy manaiky ny fahareseny aza ny Filoha Amerikanina am-perinasa Donald Trump. Ara-toekarena, asa 3 tapitrisa no hoforonina ary mahafa-po ny karama amin’izany. Nangataka tamin’ny Kongresy hamoaka haingana ny drafi-panampiana ara-toekarena ho an’ny sehatra tena marefo izy. Isan’ny fanamby goavana ihany koa ny resaka ady amin’ny covid-19, ary mbola havoitrany fa tsy nanao afatsy ny nanamafy ny krizy i Trump.

 

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT